Hanamorana ny fifaneraserana sy hampihenana ny mety ho fiandrasana ela loatra rehefa misy ilà na fifanatonana amin’ireo tompon’andraikitra eto anivon’ny Faritany, dia misy ireto adiresy emails manaraka ireto afaka ampiasain’ise.
Adiresy departemanta
- 📨 APF apf@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 DEF def@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 DFAF dfaf@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 DFB dfb@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 DFF dff@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 DFH dfh@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 DSF dsf@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 ODK odk@tilyafovoany.scout.mg
Adiresin’ny Faritra
- 📨 Faritra Avo faritraavo@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 Faritra Ira faritraira@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 Faritra Miandra faritramiandra@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 Faritra Orimbato faritraorimbato@tilyafovoany.scout.mg
- 📨 Faritra Sompitra faritrasompitra@tilyafovoany.scout.mg
Ahoana no fampiasana azy ?
Rehefa misy fifanoratana na taratasy mila atao dia izay adiresin’ny departemanta voakasika no adiresy anoratana na atao en copie hatrany. Ny emails rehetra miditra amin’ireo dia miampita avy hatrany amin’ireo ekipa rehetra ao anatin’ny departemanta (araka izay boasoratra ao anaty Base de données an’ny Faritany).
Iza no mitantana ireo emails ireo ?
Ny filohan’ny departemanta / Filohan’ny Faritra na izay solotena tendreny no tompon’andraikitra amin’ny fahazoan’ny ekipany ny emails, izy no afaka mampiditra / manala / manolo ireo ekipa maharay ny emails ao amin’ny departemanta na Faritra tantaniny.
Ny DSF afaka manampy ireo departemanta na faritra misedra olana amin’ny fampidirana / fanesorana / fanoloana izay tokony haharay emails raha toa ka tsy vita tsy tafavoaka ny filohan’ny departemanta.
Ny DFH no mitantana ny lafiny teknika ambadika mampandeha ireo emails.
