Skip to content
Tily Analamanga Afovoany

Tily Analamanga Afovoany

  • Fitaovana
  • Fomba fiasa
  • Tutoriel
  • Tahirin-kevitra
  • Inona ity ?
  • Te hiteny kely đź’¬

Tag: Fikarohana sy Haivao (DFH)

##Atao inona DFH ?
(Araka ny filĂ na sy iraka eto Analamanga Afovoany)

🚀 Hanamora ny asa sy ny fomba fiasa, ary hahatonga antsika hahazo vokatra kokoa amin’ny fandaniana (fotoana, vola, hery) mitovy na latsaka
(efficience operationnelle)

📲 Hamporisika ny fihavaozana sy ny fitrandrahana ireo teknolojia ho fitaovam-pitantanana sy fanatsarana ny fanabeazana
(transition numerique, Zero papier)

🌍 Hanampy ny fanabeazana (DFB) sy ny fanofanana (DEF) amin’ny fanamorana sy fampiharana ireo filĂ na ara-piarahamonina ankehitriny sy ho avy (ODD, SFH, …)
(outils et jobaid)

  • Home
  • Fikarohana sy Haivao (DFH)
Fitaovana

Github @tilyafovoany

👨‍💻🔥 Ho an’ireo Tily rehetra eto Analamanga Afovoany liana amin’ny DĂ©veloppement Informatique! 🔥👩‍💻 Nanangana GitHub

27 December 202527 December 2025
Fitaovana

Skotisma Fototra @ IA

Hanampy an’ise amin’ny fiofanana momba ny skotisma fototra ity fitaovana IA ity! Mitovy amin’ireny mampiasa

27 December 202527 December 2025
Fitaovana

Fampidirana lisitry ny beazina sy ny mpiandraikitra an-jotra

Nanomboka tamin’ity taona 2025 ity dia nohamoraina amin’ny alalan’ny fitaovana niomerika ny fandraisana ny lisitry

26 December 202527 December 2025
Tutoriel

Fanaovana scan taratasy amin’ny alalan’ny finday

Hanala fahasahiranana ho an’ise ny fahafahana mampiasa ny finday ho solon’ny fanaovana scan eny amin’ny

5 July 20255 July 2025
Tutoriel

Fampanaovana sonia amin’ny alalan’ny signature électronique (mpiandraikitra)

Isan’ny vesatra voalaza miverimberina ho manasarotra ny asan’ny mpiandraikitra ny fampanaovana sonia taratasy isan’ambaratongany. Vahaolana

3 July 20254 September 2025
Fomba fiasa

Soridalana hampiroboroboana ny digitalisation eto Analamanga Afovoany

Ho an’izay rehetra manana tetikasa na maniry hitrandraka talenta amin’ny tontolon’ny numerique dia ireto no laharam-pahamehana amporisihina eto amin’ny Faritany Analamanga Afovoany

17 March 20251 April 2025
Fitaovana

Emails Faritany

Hanamorana ny fifaneraserana sy hampihenana ny mety ho fiandrasana ela loatra rehefa misy ilĂ na fifanatonana

12 February 202527 December 2025
Fitaovana Tutoriel

Tetiandro Faritany

Ato anatin’ity Tetiandro Faritany ity no ahitan’ise ireo daty tsara ho fantatra rehetra eto amin’ny

12 February 20254 March 2026

Soraty eto ambany ny email an’ise raha tian’ise ny hilazana (amin’ny email) isaky ny misy zava-baovao mivoaka ato

DFH Tily Analamanga Afovoany
Proudly powered by WordPress | Theme: Palawan by Candid Themes.