Ato ahafahan’ise mahita ny momba ireo karazana Talenta tily rehetra misy isaky ny sampana araka izay voasoratra any anatin’ireo Boky Torolalana isan-tsampana. Fitaovana hanamorana ny fampiasana ny torolalana ity araka izany fa tsy mahasolo ny boky torolalana tokony vakian’ise.
Raha mila fanampim-panazavana momba ny ambaratonga sy talenta ise dia aza misalasala manatona ireo Filoha isan-tsampana.
Iza no mitantana an’io ?
Ny Foibe Tily eto Madagasikara no mamokatra sy mitantana io tranonkala io.
