Ny olon-dehibe rehetra ato amin’ny skotisma (mpiandraikitra, Filoha, Komity, …) dia mila manao ny fiofanana anjotra ahazoana ny certificat SFH2. Ho an’ny mpanabe rehetra mifandray amin’ny beazina indrindra indrindra dia TSY MAINTSY mahavita io fiofanana io.
Isan’ny fepetra voalohany takiana rahateo io certificat io raha handray anjara amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
