Ity boky ity no torolalana nosoratan’i Baden Powell ho an’ny mpiandraikitra, tamin’ny 1919.

Teny frantsay

Teny anglisy


Ampatsiahivina hatrany fa itony boky fototra itony dia natao handalinana ireo foto-kevitra sy fisainana tian’i Baden Powell nampitaina. Ny endrika fampiainana asehony ao kosa dia araka izay hitany fa sahaza tamin’ny ho an’ny zatovo anglisy tamin’ny 100 taona lasa, izay mety efa misy mahasamihafa azy amin’ny fomba fampiharantsika Tily eto Madagasikara (ho an’ny zatovo kristianina, eto Madagasikara, aty amin’ny taonjato faha-21)

Ilain'ise koa ireto